Tonga soa sakaiza!

Nampidirin'i sakaiza | 2 Feb, 2010
Mba te hifampizara ny fahaizana miteny na manoratra ny "teny Malagasy"

Mitovy fa tsy sahala ...

Nampidirin'i sakaiza | 19 Jan, 2010

Betsaka ireo teny no toa ohatry ny mitovy; rehafa alalinina anefa toa samy hafa ihany ...

Ireto misy santionany:

  • varatra sy tselatra
  • fianakaviana sy havana
  • milaza sy miteny